FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g96 8/5 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1996
  • Lohatenikely
  • Rehefa Tsy Hisy Ady Intsony 3-11
  • Notapahin’ny Finoana An’Andriamanitra Teto Amin’ny Tany Komonista Iray 12
  • Ny SIDA Atsy Afrika — Hatraiza no Maha-azo Ampamoahina ny Tontolon’ireo Fivavahana Lazaina fa Kristiana? 19
Mifohaza!—1996
g96 8/5 p. 2

Pejy Faharoa

Rehefa Tsy Hisy Ady Intsony 3-11

Toa tsy azo antoka ny fanantenana fandriampahalemana eo amin’izao tontolo izao. Na dia eo aza ny fanantenan’ny maro fiafaran-javatra ratsy, nahoana isika no afaka matoky fa antomotra ny tontolo iray tsy hisy ady?

Notapahin’ny Finoana An’Andriamanitra Teto Amin’ny Tany Komonista Iray 12

Nanao ahoana izany hoe Kristiana marina teo ambany fanapahana komonista tany Tchécoslovaquie? Hankafy itỳ fitantarana zavatra tena niainana itỳ ianao.

Ny SIDA Atsy Afrika — Hatraiza no Maha-azo Ampamoahina ny Tontolon’ireo Fivavahana Lazaina fa Kristiana? 19

Namely mafy an’i Afrika tamin’ny fomba niavaka ny SIDA. Andraikitra inona no ananan’ireo fiangonana amin’izany?

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Fonony anoloana, ambony: U.S. National Archives photo.

Fonony anoloana, ambony havanana: WHO photo by W. Cutting.

Fonony aoriana, ambony havanana: USAF photo.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara