FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g96 8/4 p. 32
  • Alina Fahatsiarovana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Alina Fahatsiarovana
  • Mifohaza!—1996
Mifohaza!—1996
g96 8/4 p. 32

Alina Fahatsiarovana

ASAINA IANAO

FAHATSIAROVANA ISAN-TAONA NY NAHAFATESAN’I JESOSY KRISTY

TALATA 2 APRILY 1996

EFITRANO FANJAKANAN’NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH

Ny tenan’i Jesosy mihitsy no nanorina fahatsiarovana ny fahafatesany tamin’ny alina talohan’ny hahafatesany. Fombafomba tsotra ilay izy. Manasa anao ny Vavolombelon’i Jehovah mba hiaraka aminy amin’ny fankalazana an’io fisehoan-javatra lehibe io ao amin’ny Efitrano Fanjakana akaiky indrindra ny tranonao. Anontanio ny Vavolombelon’i Jehovah eo an-toerana ny fotoana marina sy ny toerana hanaovana ilay fivoriana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara