Pejy Faharoa
Ny Fanambinana Ara-nofo — Fanalahidin’ny Tontolo Sambatra Iray Ve? 3-9
Moa ve ny fanambinana ara-nofo no fanafodin’ireo zava-manahirana eo amin’izao tontolo izao? Raha tsia, dia inona izany?
Mpihaino Mahay Mipetraka eo Amin’ny Toeran’ny Hafa ve Ianao? 10
Ny fomba ahatongavana ho mahatakatra kokoa ny fihevitry ny hafa rehefa miresaka aminao izy ireo.
Ny Eglizy Katolika ao Afrika 26
Miatrika ny zava-misy, dia ny fifandripahan’ireo Katolika an’aliny maro atsy Rwanda sy Burundi, ireo eveka katolika.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Jerden Bouman/Sipa Press