Pejy Faharoa
Ny Tontolontsika Miova — Aiza no Alehantsika? 3-13
Ny fiovana dia zavatra maharitra iray eo amin’ny fiainantsika andavanandro. Zavatra mahaforona ny sehatr’izao tontolo izao koa izy io. Amin’ny fomba ahoana avy no iovan’ny tontolontsika? Inona no ampanantenain’ny hoavy tsy ho ela? Moa ve ny Baiboly manan- javatra holazaina momba izany?
Inona no Maha-ratsy ny Mozika Henoiko? 22
Maniry hihaino ilay karaza-mozika azy manokana ny tanora. Kanefa mety hisy hanohitra izany. Inona no fomba fijery voalanjalanja momba io raharaha io?
Mety Hanimba Ahy Tokoa ve ny Mozika? 25
Manan-kery lehibe dia lehibe, tsy ho amin’ny tsara ihany, fa ho amin’ny ratsy koa, ny mozika. Fantaro hoe amin’ny fomba ahoana avy no mety hanimbany anao.
[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]
Alfred/Sipa
Fonona, afovoany: Kevin Frayer/Sipa; ankavanana: Falco/Sipa