Pejy Faharoa
Ny momba ny lahy sy ny vavy — Iza no tokony hampianatra izany? 3-11
Tototry ny fanazavana momba ny lahy sy ny vavy ny ankizy amin’izao andro izao. Kanefa, matetika dia diso ny zavatra fantatr’izy ireny ary mety hampidi-doza azy ireo. Ahoana no ahafahan’ny ray aman-dreny mampianatra azy ireny amin’ny fomba mety momba ny lahy sy ny vavy? Rahoviana izy ireo no tokony hanomboka izany? Ho hitanao fa mahasoa ireo lahatsoratra manaraka.
Ahoana raha mahantra ny fianakaviako? 12
Ny halako indrindra dia ny nahitako an-draiko nisikim-ponitra mba hahavelona anay fotsiny. Sorena aho satria toa tsy nisy vahaolana tamin’izany
Mivady ara-dalàna sa manao tokantranomaso — Inona no tsara? 18
Olona an-tapitrisany maro no mifidy ny hanao tokantranomaso tsy ahitana ny tombontsoa entin’ny fanambadiana ara-dalàna. Inona no hevitry ny Baiboly momba izany?
[Sary, pejy 2]
With kind permission of the Kunsthistorisches Museum, Vienna