FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g92 8/4 p. 32
  • Inona no inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Inona no inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?
  • Mifohaza!—1992
Mifohaza!—1992
g92 8/4 p. 32

Inona no inoan’ny Vavolombelon’i Jehovah?

Ireo filoha teo amin’ny mpiara-monina tany Roma tamin’ny taonjato voalohany dia nilaza tamin’ny apostoly Paoly kristiana hoe: “Fa tianay ho re aminao izay hevitrao; fa ny amin’izany antoko izany dia fantatray fa efa ratsy laza eny tontolo eny izy.” (Asa. 28:22). Naniry handre ny marina avy tany am-potony ireny olona ireny toy izay ny avy tamin’ireo mpanakiana eny ivelany fotsiny.

Voampanga matetika toy izany koa ny Vavolombelon’i Jehovah ankehitriny, koa ho diso hevitra izay manantena ny hahare ny marina momba azy ireny avy amin’ny loharanom-panazavana mandray an-tendrony. Koa mahafaly anay àry ny manolotra ilay bokikely 32 pejy hoe Ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ny taonjato faha-20, izay milazalaza ireo foto-pinoana sy ireo asan’ny Vavolombelon’i Jehovah. Raha irinao ny hahazo iray amin’izany, dia fenoy ary alefaso paositra, aza fady, ilay tapakila eto ambany.

Iriko ny hahazo ilay bokikely 32 pejy hoe Ny Vavolombelon’i Jehovah amin’ny taonjato faha-20. (Raha monina any ivelan’i Madagasikara ianao, dia manorata any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5.)

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara