Pejy Faharoa
Ny hôpitaly sy ianao 3-13
Ny fitoerana any amin’ny hôpitaly amin’ny maha-anisan’ny marary na ny fitsidihana fotsiny, dia fotoan-tsarotra mandrakariva. Inona ireo zo sy adidin’ny marary iray?
Ahoana no tsy maintsy ho fifandraisana eo amin’ireo mpitsabo sy ireo marary?
Ahoana no hampaherezana ny namana iray niditra hôpitaly?
Ny kôlera. Fitantarana valanaretina iray any Afrika andrefana 20
Fidirana nandritra ny herintaona tao amin’ny sehatr’ilay aretina mahatahotra
Ahoana no tsy hiverenana indray amin’ny fahazaran-dratsy 29
Afaka tamin’ny fahazaran-dratsy iray ianao, indro niverina indray anefa izany ary manambana ny hahazo vahana indray. Ahoana no tsy hahatongavana amin’izany?