FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g91 8/7 p. 32
  • Famantarana ny fomba hahavelomana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Famantarana ny fomba hahavelomana
  • Mifohaza!—1991
Mifohaza!—1991
g91 8/7 p. 32

Famantarana ny fomba hahavelomana

1. Inona no zavatra mahatahotra mihoatra noho ny fifandonana noklehera?

2. Moa ve azo atao ny misoroka io loza io?

3. Rahoviana no hitranga io fisehoan-javatra io?

4. Voamarika mba ho tafita velona ve ianao?

Ny boky hoe Ny fomba hahavelomanao ao amin’ny tany vaovao iray dia manazava ireo faminaniana ao amin’ny Baiboly mifandray amin’ireo fisehoan-javatra hitranga amin’ny hoavy ary mampiseho hoe ahoana no hahafahana ho tafita velona mba handova tany iray izay sady madio no tsara tarehy. Raha irinao ny hahazo io boky mampahafanta-javatra io, dia avereno atỳ aminay aza fady ny tapakila etsy anilany rehefa avy nofenoinao.

Maniry ny hahazo ilay boky mifono baoritra 192 pejy mitondra ny lohateny hoe Ny fomba hahavelomanao ao amin’ny tany vaovao iray aho. (Raha monina any ivelan’i Madagasikara ianao, dia manorata any amin’ny iray amin’ireo adiresy ao amin’ny pejy faha-5.)

[Sary nahazoan-dalana, pejy 32]

USAF photo officielle

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara