FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • g91 8/7 p. 2
  • Pejy Faharoa

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Pejy Faharoa
  • Mifohaza!—1991
  • Lohatenikely
  • “Fa nahoana no nalain’Andriamanitra ny zanako?” 30
  • Tsy tianao ve ny hokianina? 20
Mifohaza!—1991
g91 8/7 p. 2

Pejy Faharoa

NY ALKAOLA EO AM-PAMILIANA 3-13

Isan-taona maneran-tany, dia olona 300 000 no maty ary an-tapitrisany maro hafa no maratra amin’ireo lozam-pifamoivoizana. Ny antony matetika mahatonga ny loza, dia ny fahamamoana eo am-pamiliana. Ho afaka amin’io loza io ve izao tontolo izao indray andro any?

“Fa nahoana no nalain’Andriamanitra ny zanako?” 30

Tompon’andraikitra amin’ny fahafatesan’ny ankizy iray ve Andriamanitra? Inona no manjo azy rehefa maty? Fanantenana inona no azo velomina?

Tsy tianao ve ny hokianina? 20

Izany no mitranga amin’ny ankamaroan’ny olona. Fantaro ireo fomba enina izay mety hanampy anao hanafoana, na fara faharatsiny hanamaivana ny fahatsapana fangirifiriana vokatry ny fanakianana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara