FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Jolay p. 6
  • Toro Lalana mba Hitsarana Ara-drariny

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Toro Lalana mba Hitsarana Ara-drariny
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Mitovitovy Aminy
  • Hita tao Amin’ny Lalàna hoe Miahy ny Mahantra i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Ahoana no Tian’i Jehovah Hanompoana Azy?
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Hita avy Amin’ny Lalàn’i Mosesy hoe Tian’i Jehovah ny Vehivavy
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
  • Tsara sy Ara-drariny ny Lalàn’i Jehovah
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Jolay p. 6
Henoin’i Mosesy tsara ny vehivavy iray sy lehilahy iray mitondra ady eo anatrehany. Mandinika azy ireo ny lehilahy iray hafa.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

Toro Lalana mba Hitsarana Ara-drariny

Aza manavakavaka (De 16:18, 19; it “Jamba”: “Heviny an’ohatra” § 2)

Fantaro izay tena nitranga (De 17:4-6; it “Isa”: “Roa” § 1)

Mitadiava fanampiana raha sarotra ilay raharaha (De 17:8, 9; it “Mpisorona”: “Teo ambanin’ny fifaneken’ny Lalàna” § 20)

Tsy maintsy manaraka akaiky an’ireo toro lalana ireo ny anti-panahy rehefa misy raharaha alaminy ao amin’ny fiangonana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara