FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb21 Jolay p. 7
  • 26 Jolay–1 Aogositra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 26 Jolay–1 Aogositra
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2021
mwb21 Jolay p. 7

26 Jolay–1 Aogositra

DEOTERONOMIA 19-21

  • Hira 141 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (1 min.)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Sarobidy Amin’i Jehovah ny Aina”: (10 min.)

  • Vatosoa Ara-panahy: (10 min.)

    • De 21:19: Nahoana no natao teo am-bavahadin’ny tanàna ny fitsarana? (it “Fitsarana”: “Teo ambanin’ny Lalàna” § 7)

    • Tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity, inona ny vatosoa ara-panahy hitanao momba an’i Jehovah, ny fanompoana, na zavatra hafa?

  • Famakiana Baiboly: (4 min.) De 19:1-14 (th lesona 10)

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (3 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Miezaha mamaly fanoherana fahita eny amin’ny faritany. (th lesona 12)

  • Fiverenana Mitsidika: (4 min.) Atombohy amin’ilay hevitra azo resahina. Asehoy an’ilay olona ilay video hoe Nahoana Ianao no Tokony Hianatra Baiboly? (tsy tena alefa anefa ilay izy). (th lesona 6)

  • Fampianarana Baiboly: (5 min.) bhs 138 § 8 (th lesona 13)

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 37

  • “Tsy Hanana Ahiahy Ianao Rehefa Mandeha Amin’ny Lalanao”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video. Apetraho ireto fanontaniana ireto: Nahoana isika no tokony hitandrina foana? Inona avy no azontsika atao mba hisorohana loza?

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) lv toko 12 § 1-8

  • Teny Famaranana (3 min.)

  • Hira 34 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara