FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb20 Aogositra p. 2
  • “Mijoroa, ka Jereo ny Famonjen’i Jehovah”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Mijoroa, ka Jereo ny Famonjen’i Jehovah”
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
  • Mitovitovy Aminy
  • B5 Ny Tranolay Masina sy ny Mpisoronabe
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • Mahery Indrindra Nefa Tsara Fanahy
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Fianarana)—2018
  • Boky ao Amin’ny Baiboly Faha-2 — Eksodosy
    “Ny Soratra Rehetra dia Ara-tsindrimandrin’Andriamanitra Sady Mahasoa”
  • Fanafahana ny Israelita avy Tany Ejipta
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2020
mwb20 Aogositra p. 2
Israelita miampita ny Ranomasina Mena. Mandeha amin’ny tany maina izy ireo, ary misy andry afo manazava azy ireo.

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA | EKSODOSY 13-14

“Mijoroa, ka Jereo ny Famonjen’i Jehovah”

14:13, 14, 21, 22, 26-28

Mpamonjy tena be fitiavana i Jehovah. Ahoana no ahitana hoe tena tia an’ireo Israelita izy tamin’izy ireo niala avy tany Ejipta?

  • Nalaminy tsara izy ireo.—Ek 13:18

  • Nitari-dalana sy niaro azy ireo izy.—Ek 14:19, 20

  • Novonjeny daholo ny vahoakany, na ny tanora na ny antitra.—Ek 14:29, 30

Inona no azonao antoka fa hitranga amin’ny fahoriana lehibe?—Is 30:15

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara