FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aprily p. 1
  • Fomba Fitory Modely

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fomba Fitory Modely
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • MIFOHAZA!
  • AMPIANARO NY TENA MARINA
  • INONA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA? (Fiverenana mitsidika)
  • MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO
  • Fampidiran-dresaka
    Mifohaza!—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
  • Fomba Fitory Modely
    Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2016
Hijery Hafa
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aprily p. 1
Anabavy tsy nitory intsony tonga mivory ary raisina tsara

Mandray tsara anabavy tonga mivory indray

Fomba Fitory Modely

MIFOHAZA!

Mifohaza! No. 2 2017 | Avy Amin’​iza ny Hery Miafina?

Fanontaniana: Matetika ny filma sy fandaharana amin’ny tele no ahitana mpanao mazia, mpilalao ody, na vampira. Araka ny hevitrao, tsy mampaninona ve ny mijery an’izany sa mety hampidi-doza?

Atolory ilay izy: Hazavain’ity gazety ity hoe nahoana ny olona no liana amin’ny hery miafina, ary iza no tena ao ambadik’izany.

AMPIANARO NY TENA MARINA

Baiboly mivelatra

Fanontaniana: Inona no hataon’ny Fanjakan’Andriamanitra mba hamahana ny olana eran-tany?

Andinin-teny: Mt 6:10

Ny Tena Marina: Hitondra fiadanana sy filaminana etỳ an-tany ny Fanjakan’Andriamanitra, toy ny efa nataony tany an-danitra.

INONA NY FANJAKAN’ANDRIAMANITRA? (Fiverenana mitsidika)

Inona ny Fanjakan’​Andriamanitra?

Fanontaniana: [Asehoy ilay fanontaniana eo amin’ny pejy farany.] Hanao ahoana ny fiainana rehefa hitondra ny tany ny Fanjakan’Andriamanitra?

Andinin-teny: Sl 37:29; Is 65:21-23

Atolory ilay izy: [Asehoy ny bokikely Vaovao Tsara.] Resahin’ity lesona faha-7 ity hoe inona ny soa ho azontsika rehefa tanteraka ireo fampanantenana ireo. [Manomboha fampianarana Baiboly amin’ilay bokikely.]

MAMORÒNA FOMBA FITORY METY AMINAO

Jereo ny modely ka mamoròna fomba fitory mety aminao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara