FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb17 Aprily p. 2
  • 3-9 Aprily

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 3-9 Aprily
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2017
mwb17 Aprily p. 2

3-9 Aprily

JEREMIA 17-21

  • Hira 69 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Avelao i Jehovah Hamolavola ny Sainao sy ny Fitondran-tenanao”: (10 min.)

    • Je 18:1-4: Manana fahefana amin’ny tanimanga ny mpanefy tanimanga (w99 1/4 22 § 3)

    • Je 18:5-10: Manana fahefana amin’ny olombelona koa i Jehovah (it “Fibebahana”: “Nahoana Andriamanitra no lazaina fa ‘manenina’, nefa izy lavorary?” § 3)

    • Je 18:11: Ekeo ny famolavolan’i Jehovah (w99 1/4 22 § 4-5)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Je 17:9: Ahoana no ahitana fa mamitaka ny fo? (w01 15/10 25 § 13)

    • Je 20:7: Ahoana no nampiasan’i Jehovah ny heriny tamin’i Jeremia sy namitahany azy? (w07 15/3 9 § 6)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Je 21:3-14

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Omano ny Fitoriana Amin’ity Volana Ity: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso tsirairay ireo video misy “fomba fitory modely”, ary iaraho midinika ny hevi-dehibe. Ampirisiho ny rehetra hiverina hitsidika an’izay nandray an’ilay taratasy mivalona hoe Inona ny Fanjakan’Andriamanitra?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 118

  • Zavatra ilain’ny fiangonana: (5 min.) Raha tsy misy zavatra mila resahina amin’ny fiangonana, dia azo ampiasaina ny Diary (yb16 22). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.

  • “Raiso Tsara Izy Ireo”: (10 min.) Lahateny telo minitra. Alefaso avy eo ilay video hoe Steve Gerdes: Tsy Hohadinoinay Mihitsy ny Fandraisana Anay.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) kr toko 10 § 12-19 sy ny efajoro hoe “Nazava Tsikelikely hoe Tsy Mety ny Mampiasa Lakroa” ary ny famerenana “Mino ve Ianao fa Tena Misy ny Fanjakan’Andriamanitra”

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 5 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara