FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Nehilota”
  • Nehilota

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Nehilota
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Sodina
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Dikan-teny
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Nahasoa Taloha sy Ankehitriny ny Fandikan-tenin’ny “Fitopolo”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2002
  • Mota-labena
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Nehilota”

NEHILOTA

(Nehilòta).

Avy amin’ny hoe nehilôht (heb.) izay tsy tena fantatra ny niaviany sy ny dikany, ary ao amin’ny teny mampiditra ny Salamo faha-5 ihany. Toa teny fampiasa tamin’ny mozika izy io, ary heverin’ny maro ho zavamaneno tsofina, satria avy amin’ny fototeny hebreo iray tarika amin’ny hoe halil (sodina). Mety ho feon-kira anefa ny hoe “Nehilota.” Nadikan’ny Baiboly sasany hoe “[ho an’ilay] vehivavy handova” (LXX, Vg) izy io.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara