FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Mota-labena”
  • Mota-labena

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Mota-labena
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Goliata
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Davida sy Goliata
    Ny Bokiko Misy Fitantarana avy ao Amin’ny Baiboly
  • “An’i Jehovah ny Ady”
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Niady Tamin’olona Goavam-be Izy
    Manehoa Herim-po ho An’Andriamanitra
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Mota-labena”

MOTA-LABENA

(Mota-labèna).

Ao amin’ny teny mampiditra ny Salamo faha-9 nosoratan’i Davida, ary midika, hono, hoe “[momba] ny fahafatesan’ny zanakalahy.” Misy mpivaofy teny milaza fa izy io no ahalalan’ny mpitarika hira ny lohateny na teny fanombohana ny hira mahazatra iray, ka ny feon’ilay hira no nihirana an’ilay salamo. Mety ho izao teny mampiditra ny Salamo faha-9 ao amin’ny Targoma izao no dikan’ny hoe Mota-labena: “Rehefa maty ilay lehilahy avy teo anelanelan’ny toby”, izany hoe ny lehilahy mpiady mahery iray. Toa i Goliata izy io, ilay solontenan’ny Filistinina resin’i Davida teo anelanelan’ny tobin’ny Israelita sy Filistinina.​—1Sa 17:45-51.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara