FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Medana”
  • Medana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Medana
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Ketora
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tema
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tiglato-pilesera (III)
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Tilgato-pilnesera
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Medana”

MEDANA

(Medàna).

Iray amin’ireo enin-dahy zanak’i Abrahama sy Ketora vadikeliny. (Ge 25:1, 2; 1Ta 1:32) Tsy fantatra hoe iza ilay foko arabo avy amin’i Medana, sy ny hoe taiza izy ireo no nanorim-ponenana. Mety ho i “Badana” anefa no “Medana”, satria matetika no azo ampifanoloana ny “m” sy ny “b” amin’ny teny arabo. Tany amin’ny faritra atsimon’i Tema no nisy an’i Badana, izay lasan’i Tiglato-pilesera III mpanjaka asyrianina, tamin’ny taonjato fahavalo T.K.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara