FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Kiona”
  • Kiona

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Kiona
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Refana
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Sikota
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Inona Ilay Kintana Nitarika An’ireo “Olon-kendry” ho any Amin’i Jesosy?
    Mifohaza!—2009
  • Jesosy sy ireo mpanandro
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1985
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Kiona”

KIONA

(Kiòna).

Toa andriamanitra kintana satria nolazaina fa “kintana andriamanitra.” (Am 5:26) Izy angamba ilay kintana akadianina kaimano na kaivano, satria izany no iantsoana an’i Satiorna (andriamanitra kintana) ao amin’ny soratra akadianina. Niniana nasiana teboka solon’ny zanatsoratra ilay anarana ao amin’ny soratra nataon’ny Masoreta, mba hifanitsy amin’ilay teny hebreo hoe shikkots (zava-maharikoriko). Nadika hoe Rhaifan (mety ho fiantsoan’ny Ejipsianina an’i Satiorna) ilay hoe “Kiona” ao amin’ny Fandikan-teny Grikan’ny Fitopolo. Rhômfa kosa no nampiasain’ny Baiboly grika nataon’i Westcott sy Hort ao amin’ny Asan’ny Apostoly 7:43.​—Jereo MPANANDRO; REFANA.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara