FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Voarointsilo”
  • Voarointsilo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Voarointsilo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Fefy
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Asandratra ny fahamarinana sy ny anaran’i Jehovah
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
  • “Fananarana Mampahahendry” ny Fahatahorana An’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2006
  • Tsilo
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Hijery Hafa
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Voarointsilo”

VOAROINTSILO

Zavamaniry misy tahony feno tsilo, ary mety ho anarana iombonan’ny karazan-javamaniry be tsilo. Tsilo misy tendrony matsilotsilo (Centaurea scoparia) ny hoe barkanim (heb., voarointsilo), hoy ny manam-pahaizana sasany, ary mitovitovy amin’izany ihany ny anarany amin’ny teny arabo. Barkanim no nanafaizan’i Gideona an’ireo lehilahy tao Sokota tsy nety nanome mofo ny miaramilany noana, izay niady tamin’ny Midianita.​—Mpts 8:6, 7, 16.

Solanum coagulans, hazo madinika be tsilony iray tarika amin’ny baranjely, ny hoe hedek (heb., voarointsilo). (Diksioneran’ny Teny ao Amin’ny Baiboly, misy ampahany nataon’i M. Kaddari, Jerosalema, 1968, Boky Faha-3, p. 88) Ratsy fitondran-tena be ny firenen’Israely, ka ‘na ny tsara indrindra teo aminy aza dia toy ny voarointsilo [heb.: kehedek], ary ny olo-marina indrindra dia ratsy noho ny fefy tsilo.’ (Mi 7:4) Voarangotra izay manakaiky loatra ny voarointsilo na fefy tsilo. Toy izany koa fa nahita loza izay nifandray tamin’ny Israelita, na dia ny tsara toetra indrindra taminy aza.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara