FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • it-2 “Voaroihazo”
  • Voaroihazo

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Voaroihazo
  • Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
  • Mitovitovy Aminy
  • Hazo Goavam-be
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Aviavidia
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Hazo Mitera-menaka
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 1
  • Mainty
    Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
Fandalinana ny Soratra Masina, Boky 2
it-2 “Voaroihazo”

VOAROIHAZO

[Gr.: sykaminôs].

Hazo voaresaka indray mandeha monja ao amin’ny Baiboly, tamin’i Jesosy niresaka ny finoan’ny apostoly. (Lk 17:5, 6) Voaroihazo ilay hoe sykaminôs (gr.), ary ilay voaroihazo Morus nigra no be mpamboly any Israely. Mafy izy io, ary mety hahatratra 6 m eo ho eo ny haavony. Miendrika fo ny raviny lehibe, ary mena antitra na mainty toy ny voaroimainty ny voany.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara