FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwbq lahatsoratra 21
  • Ny Devoly ve no Mahatonga ny Fijaliana Rehetra?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Ny Devoly ve no Mahatonga ny Fijaliana Rehetra?
  • Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Valiny ara-baiboly
  • Iza Marina no Mitondra An’izao Tontolo Izao?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2011
  • Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2013
  • Ilay fahavalon’ny fiainana mandrakizay
    Azonao Atao ny Hiaina Mandrakizay ao Amin’ny Paradisa eto An-Tany
  • Iza moa ny Devoly?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah (Besinimaro)—2016
Hijery Hafa
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
ijwbq lahatsoratra 21
Tanan’ny Devoly mihazona ny tany

Ny Devoly ve no Mahatonga ny Fijaliana Rehetra?

Valiny ara-baiboly

Asehon’ny Baiboly fa tena misy i Satana Devoly. Toy ny lehiben’ny jiolahy izy, ka mampiasa ‘famantarana mandainga’ sy “famitahana” mba hanatanterahana ny fikasany. Milaza mihitsy aza ny Baiboly fa “miseho foana ho toy ny anjelin’ny mazava” izy. (2 Tesalonianina 2:9, 10; 2 Korintianina 11:14) Tena misy izy rehefa jerena ny zava-doza vokatry ny ataony.

Tsy ny Devoly anefa no mahatonga ny fijaliana rehetra. Nahoana isika no milaza izany? Rehefa namorona ny olombelona Andriamanitra, dia nataony afaka mifidy ny hanao ny tsara na hanao ny ratsy izy ireo. (Josoa 24:15) Rehefa tsy mahay mifidy isika, dia mizaka ny vokany.—Galatianina 6:7, 8.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara