FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • ijwbq lahatsoratra 7
  • Hery Fotsiny ve Andriamanitra?

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Hery Fotsiny ve Andriamanitra?
  • Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
  • Lohatenikely
  • Mitovitovy Aminy
  • Valiny ara-baiboly
  • Hita Amin’ny Kintana ny Herin’Andriamanitra
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—2008
  • Iza moa i Jehovah?
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1998
  • Inona moa ny Fanahy Masin’Andriamanitra?
    Mifohaza!—1999
  • Fanontanian’ny mpamaky
    Ny Tilikambo Fiambenana Manambara ny Fanjakan’i Jehovah—1989
Hijery Hafa
Valin’ireo Fanontaniana Ara-baiboly
ijwbq lahatsoratra 7
Olona mijery kintana

Hery Fotsiny ve Andriamanitra?

Valiny ara-baiboly

Mampiasa ny heriny lehibe eo amin’izao rehetra izao Andriamanitra. Izao no lazain’ny Baiboly mahakasika ny fomba namoronany an’ireo kintana tsy hita isa: “Asandrato ny masonareo, ka mijere! Iza no nahary ireny zavatra ireny? Tsy iza fa Ilay toy ny mpitari-tafika izay mibaiko an’ireny araka ny isany, sy miantso azy rehetra amin’ny anarany avy. Noho [Andriamanitra] manana tanjaka sy hery lehibe, dia tsy misy banga ireny.”—Isaia 40:25, 26.

Tsy hoe hery fotsiny anefa Andriamanitra. Milaza ny Baiboly fa manana fihetseham-po koa izy, ohatra hoe afaka mitia ary afaka mankahala. (Salamo 11:5; Jaona 3:16) Lazain’ny Baiboly koa fa misy vokany eo amin’ny fihetseham-pon’i Jehovah izay ataon’ny olombelona.—Salamo 78:40, 41.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara