FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb16 p. 86-p. 87 feh. 2
  • Fivarotana Zava-manitra

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fivarotana Zava-manitra
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2016
yb16 p. 86-p. 87 feh. 2
Zava-manitra eto Indonezia

INDONEZIA

Fivarotana Zava-manitra

TENA nampandroso ny toe-karena eran-tany ny fivarotana zava-manitra, tamin’ny taona 1500 tany ho any, tsy misy hafa amin’ny fivarotana solika tsy voadio ankehitriny. Lafo vidy be, ohatra, ny mioskady sy ny jirofo rehefa tonga tany Eoropa. Tao amin’ireo Nosin’ny Zava-manitra teto Indonezia no nakana azy ireny, izany hoe tao Maluku sy Maluku Avaratra.

Samy nitady fomba hahatongavana tao amin’ireo nosy ireo ny mpikaroka tany vaovao, toa an’i Christophe Colomb, Vasco de Gama, Fernand de Magellan, Samuel de Champlain, ary Henry Hudson. Izany no nahatonga ny olona hahafantatra tsara ny sarintanin’izao tontolo izao.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara