FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • yb03 p. 1-2
  • Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta
  • Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2003
  • Lohatenikely
  • “Manatòna An’Andriamanitra, dia Hanatona Anareo Izy.”—Jakoba 4:8.
Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah 2003
yb03 p. 1-2

Lohateny/Pejin’ny Mpampanonta

2003 Diarin’ny Vavolombelon’i Jehovah

Mirakitra ny Tatitra Momba ny Taom-panompoana 2002

“Manatòna An’Andriamanitra, dia Hanatona Anareo Izy.”—Jakoba 4:8.

Tombontsoa lehibe tokoa ny mifandray tsara amin’ilay Tompon’izao rehetra izao! Izy no Fara Tampony ary tsy vitan’ny hoe afaka manome antsika fiainana mandrakizay ao anatin’ny fahasalamana sy fahasambarana izy, fa te hanao izany mihitsy koa izy. Manome toky antsika ny andinin-teny ho an’ny taona 2003 fa sady mandinika ny ezaka ataontsika i Jehovah, no maneho ny fankasitrahany an’izany koa. Be fitiavana tokoa ilay Andriamanitra ivavahantsika!

[Sary nahazoan-dalana, pejy 2]

Pejy 11: World Trade Center: Andrea Booher/FEMA News Photo; ranoka volkano: AP Photo/Sayyid Azim; pejy 13: Fitsarana: Photo by Josh Mathes, Collection of the Supreme Court of the United States; pejy 211: Mpitsoa-ponenana: U.S. Navy photo; pejy 235: Gazety: Manila Chronicle

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara