Gazety Fianarana
FEBROARY 2020
LAHATSORATRA HIANARANA NY: 6 APRILY–3 MEY 2020
© 2019 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
Tsy natao hamidy ity gazety ity. Navoaka izy ity mba hampianarana Baiboly maneran-tany, ary tohanana amin’ny alalan’ny fanomezana an-tsitrapo. Midira ao amin’ny donate.jw.org raha te hanao fanomezana ianao.
Raha tsy misy fanamarihana manokana, dia avy amin’ilay dikan-teny maoderina hoe Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao ny andinin-teny ato.
SARY EO AMIN’NY FONONY:
Ankizilahy israelita tonga eo amin’i Mosesy sy Josoa. Milaza izy hoe misy lehilahy roa manao hoatran’ny mpaminany ao an-toby. Asain’i Josoa sakanan’i Mosesy tsy hanao an’izany izy roa lahy. Tsy manaiky anefa i Mosesy. Milaza kosa izy hoe faly izy fa nomen’i Jehovah fanahy masina ireo lehilahy ireo (Jereo ny Lahatsoratra Fianarana 8, fehintsoratra 10)