Azo Jerena ao Amin’ny JW.ORG:
MANOVA OLONA NY BAIBOLY
Nifindra tany Etazonia i Solomone satria mba te ho sambatra. Lasa nidoroka zava-mahadomelina anefa izy tany, ary nigadra tamin’ny farany. Inona no nanampy azy hiova?
(Midira ao amin’ny MOMBA ANAY > FITANTARANA MOMBA NY VAVOLOMBELON’I JEHOVAH > MANOVA OLONA NY BAIBOLY.)
MANONTANY NY TANORA
Ahoana no Hataoko Raha Tsy Mitovy Amin’ny Ankizy Hafa Aho?
Inona no tsara kokoa: Miezaka hitovy amin’ny hafa na dia ratsy fitondran-tena aza ry zareo? Sa miezaka hanana hazondamosina?
(Midira ao amin’ny FAMPIANARAN’NY BAIBOLY > TANORA > MANONTANY NY TANORA.)