FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • mwb18 Mey p. 4
  • 14-20 Mey

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • 14-20 Mey
  • Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
Ny Fiainantsika Kristianina sy ny Fanompoana: Tari-dalana ho An’ny Fivoriana—2018
mwb18 Mey p. 4

14-20 Mey

MARKA 9-10

  • Hira 22 sy Vavaka

  • Teny Fampidirana (3 min. na latsaka)

HARENA AVY AO AMIN’NY TENIN’ANDRIAMANITRA

  • “Nanatanjaka ny Finoan’izy Ireo Ilay Fahitana”: (10 min.)

    • Mr 9:1: Nilaza i Jesosy fa hasehony amin’ireo apostoliny sasany ny voninahiny rehefa ho lasa mpanjaka izy (w05 15/1 12 § 9-10)

    • Mr 9:2-6: Nahita an’i Jesosy niova tarehy i Petera sy Jakoba ary Jaona, sady nahita azy niresaka tamin’i “Elia” sy “Mosesy” (w05 15/1 12 § 11)

    • Mr 9:7: I Jehovah mihitsy no niteny hoe Zanany i Jesosy (“feo” fanazavana Mr 9:7, nwtsty)

  • Andao Hikaroka Harena Miafina: (8 min.)

    • Mr 10:6-9: Inona ny toro lalana momba ny fanambadiana nasongadin’i Jesosy? (w08 15/2 30 § 8)

    • Mr 10:17, 18: Nahoana no nahitsin’i Jesosy ny lehilahy iray rehefa niantso azy hoe “Mpampianatra Tsara”? (“Mpampianatra Tsara”, “Tsy misy tsara afa-tsy iray ihany, dia Andriamanitra” fanazavana Mr 10:17, 18, nwtsty)

    • Inona no nianaranao momba an’i Jehovah, tamin’ny famakiana Baiboly tamin’ity herinandro ity?

    • Inona koa ny harena miafina hitanao?

  • Famakiana Baiboly: (4 min. na latsaka) Mr 9:1-13

FAMPIOFANANA AMIN’NY FANOMPOANA

  • Fitoriana: (2 min. na latsaka) Ampiasao ilay hevitra azo resahina.

  • Video Fiverenana Mitsidika Voalohany: (5 min.) Alefaso ilay video ary iaraho midinika.

  • Lahateny: (6 min. na latsaka) w04 15/5 30-31​: Foto-kevitra: Inona no Tian’i Jesosy Holazaina ao Amin’ny Marka 10:25?

NY FIAINANTSIKA KRISTIANINA

  • Hira 131

  • “Izay Nampiraisin’Andriamanitra Zioga...”: (15 min.) Fiaraha-midinika. Alefaso ilay video hoe Tsy ho Rava ny Tokantrano Raha Mifankatia sy Mifanaja ny Mpivady.

  • Fianarana Baiboly: (30 min.) jy toko 20

  • Famintinana sy Santionan’izay Hodinihina Amin’ny Herinandro (3 min.)

  • Hira 66 sy Vavaka

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara