Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 30 Novambra
HERINANDRON’NY 30 NOVAMBRA
Hira 94 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
ia toko 3 § 14-21, efajoro p. 30, famerenana p. 32 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Tantara 6-9 (8 min.)
No. 1: 2 Tantara 6:22-27 (3 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Tena Ratsy ny Fitondran-tena Baranahiny?—Fanazavana Teny, bi12 p. 1902; w06 15/7 p. 30 (5 min.)
No. 3: Lasa Maro Kokoa ny Mpidera An’i Jehovah Tany Azia sy Eoropa—jv p. 488 § 3–p. 495 § 2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: “Izaho Namboly, i Apolosy Nanondraka, fa Andriamanitra Kosa no Tsy Nitsahatra Nampitombo.”—(1 Kor. 3:6)
10 min: Manolora Gazety Amin’ny Volana Desambra. Lahateny misy fiaraha-midinika. Fampisehoana: Mpitory mampiasa an’ireo fomba fitory modely roa, mba hanolorana an’ireo gazety. Iaraho midinika hatramin’ny farany avy eo ireo fomba fitory ireo.
10 min: Zavatra ilain’ny fiangonana.
10 min: Ahoana no Nampiharantsika Azy? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao ny mpanatrika hilaza ny soa noraisiny rehefa nampihatra ny soso-kevitra tao amin’ilay lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao: Mahaiza Manolotra ny Boky Ampianarina.” Asao izy ireo hitantara zavatra mampahery mifandray amin’izany.
Hira 141 sy Vavaka
Fampahatsiahivana: Alefaso indray mandeha aloha ny mozika, izay vao mihira ny fiangonana.