Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Faly isika fa 689 izao ny isan’ny fiangonana. Nisy 30 mantsy ny fiangonana vao niforona hatramin’ny Septambra 2014. Misaotra an’i Jehovah isika fa tena mitahy antsika izy.
Tsy misy video mifandray amin’io.
Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.