Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 17 Aogositra
HERINANDRON’NY 17 AOGOSITRA
Hira 5 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 29 § 1-10 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 2 Mpanjaka 1-4 (8 min.)
No. 1: 2 Mpanjaka 1:11-18 (3 min. na latsaka)
No. 2: Sahirana Nandritra ny Ady Lehibe I ary avy eo Nahazo Hery Vao—jv p. 423 § 1–p. 427 § 2 (5 min.)
No. 3: Inona no Tsy Maintsy Ataontsika mba Hanatonana An’Andriamanitra?—igw p. 28 § 5–p. 29 § 3 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho An’ny Volana: “Izaho sy ny ankohonako kosa hanompo an’i Jehovah.”—Jos. 24:15.
30 min: “Aoka ho ao Am-ponao Ireto Teny Ireto.” Fanontaniana sy valiny. Ampiasao mba hanaovana teny fampidirana sy famaranana ny fanazavana eo amin’ny fehintsoratra voalohany sy farany.
Hira 88 sy Vavaka