Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 13 Jolay
HERINANDRON’NY 13 JOLAY
Hira 75 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 27 § 10-18 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Mpanjaka 9-11 (8 min.)
No. 1: 1 Mpanjaka 9:24–10:3 (3 min. na latsaka)
No. 2: Manampy Antsika Tsy Hanahy Be Loatra ny Torohevitry ny Tenin’Andriamanitra—igw p. 24 § 4–p. 25 § 2 (5 min.)
No. 3: Nanome Vola ho An’ny Toeram-pivoriana sy Hanitarana Tranon’ny Sampana—jv p. 343 § 5–p. 347 § 2; azo resahina ny p. 352-401 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny Volana: ‘Mandehana ataovy mpianatra ny olona.’—Mat. 28:19, 20.
10 min: Mandehana Ataovy Mpianatra ny Olona. Lahateny manazava ny foto-kevitra ho an’ny volana. Ampiasao ny hevitra ao amin’ny boky “Andao Hanara-dia Ahy”, pejy 87-89. Resaho vetivety ny anjara sasany amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana, sy ny ifandraisany amin’ny foto-kevitra ho an’ny volana.
10 min: Niezaka Foana Izy Ireo Hampianatra Baiboly. Fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2015 (p. 55, feh. 1–p. 56, feh. 1 sy p. 69, feh. 2-5). Asao ny mpanatrika hilaza ny fianarana noraisiny.
10 min: “Tadidio Foana fa ny Hanao Mpianatra no Tanjontsika.” Fanontaniana sy valiny. Manadinadìna mpitory iray na roa nahavita nanomboka fampianarana Baiboly. Inona ny fifaliana tsapany rehefa nanampy olona hahafantatra ny fahamarinana izy?
Hira 16 sy Vavaka