Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 23 Martsa
HERINANDRON’NY 23 MARTSA
Hira 119 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 22 § 1-8 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: 1 Samoela 10-13 (8 min.)
No. 1: 1 Samoela 11:1-10 (3 min. na latsaka)
No. 2: Inona no Lazain’ny Baiboly fa Hitranga Amin’ny Androntsika?—igw p. 12 § 1-4 (5 min.)
No. 3: Fivoriambe Manan-tantara Nataon’ny Vahoakan’i Jehovah—jv p. 269 § 1–p. 275 § 2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: Aoka Ianao “ho Vonona ho Amin’ny Asa Tsara Rehetra.”—Tit. 3:1.
30 min: “Fivoriana Alohan’ny Fanompoana Tena Andraisan-tsoa.” Fanontaniana sy valiny.
Hira 32 sy Vavaka