Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 12 Janoary
HERINANDRON’NY 12 JANOARY
Hira 114 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 18 § 20-24, efajoro p. 188 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Josoa 21-24 (8 min.)
No. 1: Josoa 24:14-21 (3 min. na latsaka)
No. 2: Fitarihan’Andriamanitra sy Fampiofanana ny Mpiandraikitra—jv p. 228 § 2–p. 233 § 1 (5 min.)
No. 3: I Jehovah no Mpamorona Mahery Indrindra—igw p. 2 § 4–p. 3 § 1 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
Foto-kevitra ho an’ny volana: ‘Manompoa ny Tompo amim-panetren-tena tanteraka.’—Asa. 20:19.
10 min: Manompoa ny Tompo Amim-panetren-tena Tanteraka. Lahateny misy fiaraha-midinika. Vakio ny Asan’ny Apostoly 20:19. Anontanio avy eo ny mpanatrika hoe: 1) Inona no dikan’ny hoe manompo? 2) Ahoana no azontsika anompoana ny Tompo? 3) Inona no atao hoe fanetren-tena? 4) Nahoana izy io no manampy antsika rehefa manompo isika?
20 min: “Hatsarao ny Fanompoanao: Rehefa Tezitra Be Ilay Olona Itoriana.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Asio fampisehoana fohy roa, amin’ny farany. Voalohany: Tsy mety ny fomba amalian’ilay mpitory an’ilay olona tezitra. Faharoa: Hainy tsara ny mamaly an’ilay olona. Ampirisiho ny rehetra hampihatra ny soso-kevitra eo amin’ilay hoe: “Andramo izao amin’ity volana ity.”
Hira 76 sy Vavaka