Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 17 Novambra
HERINANDRON’NY 17 NOVAMBRA
Hira 26 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 16 § 1-9 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 23-27 (10 min.)
No. 1: Deoteronomia 25:17–26:10 (4 min. na latsaka)
No. 2: Inona no Dikan’ny hoe Nefesh sy Psykè ao Amin’ny Baiboly?—rs p. 434 § 1-4 (5 min.)
No. 3: Tsy Anisan’izao Tontolo Izao ny Tena Kristianina—jv p. 188-192 § 2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
15 min: Inona no Atao hoe Tena Namana? Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Manontany ny Tanora, Boky 1, toko 8. Asio teny fampidirana fohy, ary anontanio avy eo ny mpanatrika hoe: 1) Inona no atao hoe tena namana? 2) Inona ny toetra tokony ho hita amin’ny olona tsara atao namana? 3) Ahoana no ahitana namana tsara? 4) Inona no tokony hataonao raha tianao ho lasa mpinamana be ianao sy ny namanao?
15 min: Miavaka Isika Satria Mifankatia. (Jaona 13:35) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2014 (p. 48, feh. 1–p. 49, feh. 3; p. 69, feh. 1–p. 70, feh. 2). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
Hira 92 sy Vavaka