Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 13 Oktobra
HERINANDRON’NY 13 OKTOBRA
Hira 8 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 14 § 10-15 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Deoteronomia 4-6 (10 min.)
No. 1: Deoteronomia 4:29-43 (4 min. na latsaka)
No. 2: Fiovana Tsy Maintsy Atao mba Hampifaliana An’Andriamanitra—rs p. 228 § 3–p. 229 § 1 (5 min.)
No. 3: Inona no Lazain’ny Baiboly Momba ny Firaisan’ny Samy Lehilahy na Samy Vehivavy?—rs p. 227 § 4–p. 228 § 2 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Inona no Hataontsika Raha Takatsika fa Maika ny Asa Fitoriana? Lahateny velombelona manasongadina ny 2 Timoty 4:2. Ampiasao ilay lahatsoratra ao amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Martsa 2012 (p. 16-17, feh. 7-9).
10 min: Nahoana no Maika ny Asa Fitoriana? Lahateny ataon’ny anti-panahy miorina amin’ny Tilikambo Fiambenana 15 Martsa 2012 (p. 15-16, feh. 3-6; p. 18, feh. 14-18). Asongadino hoe nahoana ny fampiharana ny toro lalana ao amin’ireo lahatsoratra hoe “Hatsarao ny Fanompoanao” no manampy antsika hahatakatra fa maika ny asa fitoriana.
15 min: “Torio ny Hafatra Momba Ilay Fanjakana Isaky ny Afaka Manao Izany Ianao!” Fanontaniana sy valiny. Rehefa eo amin’ny fehintsoratra faha-3, dia asao ny mpanatrika hitantara zava-nitranga tamin’izy nitory tsy ara-potoana. Eo am-pamaranana, dia resaho ilay foto-kevitra ho an’ity volana ity. Ampirisiho ny mpanatrika hamaky an’ireo lahatsoratra roa hoe “Resadresaka Mahaliana”, izay hodinihina amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana manaraka.
Hira 97 sy Vavaka