Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 30 Jona
HERINANDRON’NY 30 JONA
Hira 5 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 9 § 8-20 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Levitikosy 14-16 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: “Tsidiho Haingana Izy Ireo.” Lahateny. Ataovy fampisehoana fohy, avy eo, ny fomba fitory modely eo amin’ny pejy faha-8, momba ny fanombohana fampianarana Baiboly amin’ny asabotsy voalohany amin’ny Jolay.
20 min: Manatanjaka Ara-panahy ny Fianarana Samirery. Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 27-32). Manadinadìna mpitory fantatra hoe zatra mianatra samirery.
Hira 69 sy Vavaka