Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 13 Janoary
HERINANDRON’NY 13 JANOARY
Hira 131 sy Vavaka
Fianarana Baiboly:
cl toko 1 § 10-17 (30 min.)
Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Genesisy 6-10 (10 min.)
No. 1: Genesisy 9:18–10:7 (4 min. na latsaka)
No. 2: Raha Misy Milaza hoe: ‘Rehefa Mino An’i Jesosy Ianao, dia Mety Daholo Izay Fivavahana Misy Anao’—rs p. 260 § 3 (5 min.)
No. 3: Vavolombelona Voalohandohany Tsy Nivadika Tamin’i Jehovah—jv p. 13 § 3–p. 18 (5 min.)
Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Tena Ilaina ny Famerimberenana. Lahateny miorina amin’ny boky Sekolin’ny Fanompoana (p. 206, feh. 1–p. 207, feh. 5). Ataovy fampisehoana vetivety ny fomba hampiharana ny hevitra iray, fara fahakeliny.
10 min: Lehilahy Manompo Amin’ny Fomba Tsara. (1 Tim. 3:13) Manadinadìna mpanampy amin’ny fanompoana roa. Inona avy ny andraikiny eo anivon’ny fiangonana, ary inona no tsy maintsy ataony amin’izany? Nahoana izy no niezaka ny ho lasa mpanampy amin’ny fanompoana? Inona no itiavany an’ilay hoe manompo ny fiangonana sy manampy ny anti-panahy?
10 min: “Tahafo Ireo Mpaminany: Mika.” Fanontaniana sy valiny.
Hira 35 sy Vavaka