Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Faly isika fa mitahy ny asantsika eto Madagasikara i Jehovah. Nahatratra 28 111 ny isan’ny mpitory nandritra ny volana Jona ary tampon’isa vaovao izany. Niampy iray koa ny faritra nanomboka tamin’ny Septambra 2013, ka 31 izao ny faritra eto amintsika. Misaotra betsaka amin’ny asa mafy ataonareo.