Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 30 Desambra
HERINANDRON’NY 30 DESAMBRA
Hira 126 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jl lesona 26-28 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Apokalypsy 15-22 (10 min.)
Famerenana ny Sekolin’ny Fanompoana (20 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: “Ampio ‘Tsy ho Voahozongozona Amin’ny Finoana’ Izy Ireo.” Lahateny. Ataovy fampisehoana fohy avy eo ny fampiasana gazety mba hanombohana fampianarana Baiboly amin’ny asabotsy voalohany amin’ny Janoary. Ampirisiho ny rehetra hampihatra an’ilay fampisehoana.
10 min: Ampio ho Lasa Mpitory ny Zanakao. Lahateny miorina amin’ny boky Voalamina (p. 82, feh. 1-2). Manadinadìna ray na reny fakan-tahaka, manana zanaka tanora izay mpitory tsy vita batisa. Ahoana no nanampiany an’ilay zanany handroso ka ho lasa mpitory?
10 min: Tsy Irery Mihitsy Isika. (2 Mpanj. 6:16) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2013 (p. 47, feh. 3–p. 48, feh. 2). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
Hira 119 sy Vavaka