FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 11/13 p. 4
  • Fampandrenesana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Fampandrenesana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2013
km 11/13 p. 4

Fampandrenesana

◼ Zavatra atolotra amin’ny Novambra: Taratasy mivalona Vaovao Momba Ilay Fanjakana. Raha liana ilay olona, dia omeo boky Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly?, ary miezaha hanomboka fampianarana. Desambra: Inona Marina no Ampianarin’ny Baiboly? na ny taratasy mivalona: Ahoana no Fiheveranao ny Baiboly?, Hanao Ahoana ny Fiainana Amin’ny Hoavy?, Inona no Tena Mahasambatra ny Fianakaviana?, Iza no Tena Mpitondra An’izao Tontolo Izao?, Tianao ve ny Hahafantatra ny Marina?, ary Tsy Hijaly Intsony ve Isika Indray Andro Any? Miezaha hanomboka fampianarana. Janoary sy Febroary: Vaovao Tsara Natao ho Anao! na ny bokikely: Afaka ny ho Sakaizan’Andriamanitra Ianao!, Efa Hitanao ve ny Lalana Mankany Amin’ny Fiainana Mandrakizay?, Ho Sambatra Ianao Raha Manana ny Tena Finoana (ho an’ny Silamo), Mihainoa An’Andriamanitra na Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao, Nisy Namorona ve Izao Rehetra Izao? (hanaporofoana hoe diso ny evolisiona), Ny Anaran’Andriamanitra Izay Haharitra Mandrakizay, Ny Fanahin’ireo Maty—Afaka Manampy Anao ve Izy Ireo sa Afaka Manisy Ratsy Anao? Tena Misy Tokoa ve Izy Ireo?, Rehefa Nodimandry ny Olona Iray Tianao, ary Tena Miahy Antsika ve Andriamanitra? Miezaha hanomboka fampianarana Baiboly rehefa miverina mitsidika.

◼ Zavatra vaovao misy:

Mihainoa An’Andriamanitra dia Hiaina Mandrakizay Ianao—CD (cdll) tandroy, tankarana, vezo

Vaovao Tsara Natao ho Anao! (fg) Braille malagasy

Watchtower Library 2012 amin’ny CD-ROM (cdly12) malagasy

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara