Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 18 Novambra
HERINANDRON’NY 18 NOVAMBRA
Hira 20 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jl lesona 8-10 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Hebreo 9-13 (10 min.)
No. 1: Hebreo 10:19-39 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ny Mifandray Tsara Amin’Andriamanitra ve no Tena Zava-dehibe?—rs p. 256 § 2-3 (5 min.)
No. 3: Ahoana avy no Azontsika Ampiononana ny Hafa?—Rom. 15:4; 2 Kor. 1:3, 4 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Valin’ny Fanontanianareo. Lahateny misy fiaraha-midinika. Lazao avy eo ny zava-bitan’ny fiangonana amin’ny fizarana ny Vaovao Momba Ilay Fanjakana No. 38.
10 min: “Lazao ny Anton-dianao.” Lahateny misy fiaraha-midinika. Lazao avy eo ny zavatra atolotra amin’ny Desambra, ary asio fampisehoana iray na roa mba hampiharana ny soso-kevitra ao amin’io lahatsoratra io.
10 min: Mihaino ny Vavaky ny Mpanompony i Jehovah. (1 Jaona 3:22) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2013 (p. 91, feh. 2-3; p. 108-109). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
Hira 56 sy Vavaka