Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 13 Mey
HERINANDRON’NY 13 MEY
Hira 4 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 9 § 8-13 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jaona 5-7 (10 min.)
No. 1: Jaona 6:22-40 (4 min. na latsaka)
No. 2: Nahoana no Tsy Maintsy Navotana Isika, mba Hahazoantsika Fiainana Mandrakizay?—rs p. 422 § 3-5 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Azontsika Ampiharana ny Toro Lalana ao Amin’ny Nomery 15:37-40? (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Zavatra Atolotra Amin’ny Mey sy Jona. Lahateny. Resaho vetivety hoe nahoana no hahaliana ny olona eny amin’ny faritany ireo taratasy mivalona hatolotra. Asio fampisehoana iray na roa ahitana mpitory manolotra taratasy mivalona rehefa mitory isan-trano.
10 min: Inona no Lesona Raisintsika? Lahateny misy fiaraha-midinika. Asao aloha ny mpanatrika hamaky ny Matio 5:11, 12; 11:16-19. Iaraho midinika avy eo izay fianarana azo raisina.
10 min: “Inona no Mandrisika Antsika Hitory?” Fanontaniana sy valiny.
Hira 91 sy Vavaka