Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
Tena mampahery hoe nisy mpitory 200 mahery nirotsaka ho mpisava lalana maharitra tamin’ny Septambra. Nahatratra 26 937 koa ny tampon’isan’ny mpitory tamin’ny Oktobra. Isaorana ianareo rehetra satria mandray anjara amin’ny fanompoana an’i Jehovah.