Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 18 Martsa
HERINANDRON’NY 18 MARTSA
Hira 120 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
jr toko 6 § 19-24, efajoro p. 78 (30 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Lioka 1-3 (10 min.)
No. 1: Lioka 1:24-45 (4 min. na latsaka)
No. 2: Iza no Tokony Hihinana ny Mofo sy Hisotro ny Divay?—rs p. 136 § 2-3 (5 min.)
No. 3: Impiry no Tokony Hankalazana ny Fahatsiarovana, ary Rahoviana?—rs p. 137 § 2-3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
12 min: “Raiso Tsara Izy Ireo!” Fanontaniana sy valiny. Manasà mpitory iray hanao fampisehoana. Mandray tsara olona vaovao tonga hanatrika Fahatsiarovana izy. Rehefa vita ny Fahatsiarovana, dia mifanao fotoana amin’ilay olona izy mba hiresaka aminy amin’ny manaraka.
18 min: “Fomba Fampiasa An’ilay Bokikely hoe Iza no Tena Manao ny Sitrapon’i Jehovah?” Fanontaniana sy valiny. Asio fampisehoana fito minitra: Mpitory mandinika lesona iray miaraka amin’ny olona ampianariny.
Hira 20 sy Vavaka