FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/12 p. 2
  • “Fomba Fanolorana ny Gazety Amin’ny...”

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • “Fomba Fanolorana ny Gazety Amin’ny...”
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
  • Mitovitovy Aminy
  • Manolora Gazety Rehefa Manompo
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2005
  • Ampiasao Amin’ny Fomba Tsara Indrindra Ireo Gazetintsika
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1995
  • Manokàna Fotoana ho Amin’ny Asa Fizarana Gazety
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1993
  • Gazety Manambara Ilay Fanjakana
    Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—1998
Hijery Hafa
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2012
km 12/12 p. 2

“Fomba Fanolorana ny Gazety Amin’ny...”

Misy anjara hoe Fomba Fanolorana ny Gazety, amin’ny Fivoriana Momba ny Fanompoana isam-bolana. Tsy natao hamakafakana an’izay raketin’ireo gazety akory izy io, fa natao handinihana ny fomba fanolorana azy. Hanao teny fampidirana fohy ilay rahalahy manao an’ilay anjara, mba hahatonga ny mpanatrika hazoto hampiasa an’ireo gazety. Mifidy lahatsoratra iray na andian-dahatsoratra izy avy eo, ary asainy ny mpanatrika hilaza ny fomba azo ampiasana an’ilay izy. Haheno hevitra azo ampiharina eny amin’ny fanompoana amin’izay ny rehetra. Tsy fomba fitory iray manontolo anefa no asainy lazain’ny mpanatrika, fa fanontaniana mety hahaliana ny olona sy andininy azo vakina. Atao fampisehoana avy eo ny fanolorana ny gazety tsirairay. Asaina isika rehetra hanomana tsara ka hamaky mialoha an’ireo gazety sy hanomana valin-teny. Ho afaka hampahery ny hafa isika amin’izay, mandritra an’io anjara io.—Ohab. 27:17.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara