Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 20 Aogositra
HERINANDRON’NY 20 AOGOSITRA
Hira 83 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 25 § 8-13, efajoro p. 201 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ezekiela 32-34 (10 min.)
No. 1: Ezekiela 34:15-28 (4 min. na latsaka)
No. 2: Ahoana no Ataon’ny Kristianina Rehefa Misy Fombafomba Mifandray Amin’ny Saina sy ny Hiram-pirenena?—rs p. 401 § 3–p. 402 § 4 (5 min.)
No. 3: Nahoana no Tsy Izay Lazaintsika Fotsiny no Mampisy Dikany ny Vavaka Ataontsika?—Sal. 145:18; Mat. 22:37 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
10 min: Raha Misy Milaza hoe: ‘Efa Mpivavaka Izahay.’ Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny boky Fandresen-dahatra, pejy 18-19. Ataovy fampisehoana fohy ny fomba azo ampiharana ny soso-kevitra sasany.
10 min: Aoka Isika Hifampahery. (Heb. 10:25) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2012 (p. 108, feh. 2; p.111, feh. 1; p. 181, feh. 1). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
10 min: “Arovy ny Sainao.” Fanontaniana sy valiny. Lazao ny datin’ny fivoriamben’ny faritra raha efa fantatra.
Hira 70 sy Vavaka