Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 21 Mey
HERINANDRON’NY 21 MEY
Hira 121 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 21 § 1-7, efajoro p. 166 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 44-48 (10 min.)
No. 1: Jeremia 46:18-28 (4 min. na latsaka)
No. 2: Tsy Nandova Ota ve i Maria?—rs p. 337 § 1-2 (5 min.)
No. 3: Ahoana no Ahafahantsika “Mamafy ho An’ny Fanahy”?—Gal. 6:8 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
10 min: Fampandrenesana. Lazao ny zavatra atolotra amin’ny Jona, ary asio fampisehoana iray.
15 min: Ry Tanora, Afaka ny ho Mpisava Lalana Mpanampy ve Ianareo Mandritra ny Fotoam-pialan-tsasatra? Lahateny. Resaho vetivety ny fepetra takina amin’ny mpisava lalana mpanampy voaresaka ao amin’ny boky Voalamina (p. 113, feh. 1). Manadinadìna mpitory iray na roa nandray soa rehefa nanao mpisava lalana mpanampy nandritra ny fotoam-pialan-tsasatra. Ampirisiho ny tanora handinika raha afaka manao mpisava lalana mpanampy amin’ny fotoam-pialan-tsasatra manaraka.
10 min: “Mahasoa Anao Ireo Boky Nosoratan’i Jeremia Mpaminany.” Fanontaniana sy valiny.
Hira 41 sy Vavaka