Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 14 Mey
HERINANDRON’NY 14 MEY
Hira 33 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 20 § 16-20 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Jeremia 39-43 (10 min.)
No. 1: Jeremia 40:1-10 (4 min. na latsaka)
No. 2: Afaka Miditra Amin’ny Fitsaharan’Andriamanitra ve ny Olombelona?—Heb. 4:10, 11 (5 min.)
No. 3: Renin’Andriamanitra ve i Maria?—rs p. 336 § 1-3 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Izany no Hahafantaran’ny Olona Rehetra fa Mpianatro Ianareo. (Jaona 13:35) Lahateny misy fiaraha-midinika miorina amin’ny Diary 2012 (p. 217, feh. 3–p. 221, feh. 1; p. 221, feh. 3). Asao ny mpanatrika hilaza ny lesona noraisiny.
15 min: “Mitandrema Rehefa eny Am-pitoriana.” Fanontaniana sy valiny ataon’ny mpiandraikitra ny fanompoana. Hazavao ny fomba ampiharana ilay fanazavana eo amin’ny faritaninareo, rehefa eo amin’ny fehintsoratra 4.
Hira 74 sy Vavaka