FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • km 12/11 p. 4
  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Tsy misy video mifandray amin’io.

Miala tsiny fa tsy mety miseho ilay video.

  • Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana
  • Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
  • Lohatenikely
  • Jolay
Ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana—2011
km 12/11 p. 4

Zava-nisongadina teo Amin’ny Fanompoana

Jolay

Niasa mafy isika satria nisy 24 500 mahery no nanompo teny amin’ny saha, ary nahapetraka bokikely 123 000 teo ho eo sy nanao fiverenana mitsidika 230 000 mahery. Misaotra anareo fa tena mazoto manompo ianareo! Faly koa isika fa nahatratra 61 751 ny nanatrika ny fivoriamben’ny vondrom-paritra “Ho Tonga Anie ny Fanjakan’Andriamanitra!”, teto Madagasikara. Nisy 874 ny natao batisa. Azo antoka fa faly i Jehovah. Miara-paly aminy isika satria nahazo rahalahy sy anabavy vaovao eo anivon’ny fandaminana.

    Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
    Hiala
    Hiditra
    • Malagasy
    • Hizara
    • Firafitra
    • Copyright © 2026 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
    • Fifanekena
    • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
    • Firafitry ny Fifanekena
    • JW.ORG
    • Hiditra
    Hizara