Fandaharana ho An’ny Herinandron’ny 10 Oktobra
HERINANDRON’NY 10 OKTOBRA
Hira 44 sy Vavaka
□ Fianarana Baiboly:
bt toko 11 § 1-4, efajoro p. 84, 86-87 (25 min.)
□ Sekolin’ny Fanompoana:
Famakiana Baiboly: Ohabolana 7-11 (10 min.)
No. 1: Ohabolana 8:1-21 (4 min. na latsaka)
No. 2: Raha Misy Milaza hoe: “Tsy ho Tonga Amin’izao Androntsika Izao ny Fanjakan’Andriamanitra”—rs p. 192 § 4–p. 193 § 1 (5 min.)
No. 3: Nahoana ny Baiboly no Mampitandrina Antsika mba Tsy ho “Marina Loatra”?—Mpito. 7:16 (5 min.)
□ Fivoriana Momba ny Fanompoana:
5 min: Fampandrenesana.
15 min: Efa Nampihatra ve Ianao? Lahateny misy fiaraha-midinika. Hazavao vetivety ny hevitra tao amin’ireto lahatsoratra tao amin’ny Fanompoantsika Ilay Fanjakana ireto: “Afaka Manompo ve Ianao Rehefa Alahady?” (km 5/11) sy “Ahoana no Atao Rehefa Mitory eny An-dalana?” (km 6/11). Asao ny mpanatrika hilaza ny fomba nampiharany an’ireo soso-kevitra voalaza ao, sy ny soa noraisiny.
15 min: “Ampio ny Olona Itorianao mba Hisaintsaina.” Fanontaniana sy valiny. Asio fampisehoana aorian’ny fandinihana ny fehintsoratra 3: Mpitory mamaly fanontaniana na fanoherana fahita matetika, ary manizingizina be ny heviny. Avereno ilay fampisehoana avy eo, saingy miezaka mampisaintsaina an’ilay olona kosa ilay mpitory.
Hira 102 sy Vavaka